MPANDAL

MPANDAL
ILAY MPANDALO

# Posté le mercredi 02 septembre 2009 14:25

Modifié le mercredi 02 septembre 2009 15:24

MA FORCE

MA FORCE
MA FORCE, MES 2H
Tsy maintsy hananika ny tena AVO
ary hiarina raha sendra LAVO

# Posté le vendredi 04 septembre 2009 14:59

Modifié le samedi 26 septembre 2009 13:48

MON PREMIER ALBUM

MON PREMIER ALBUM
Aleo hiroso, Let's GO "En avant", faut plus perdre du temps.
changement, développement, succès, ...,je parle de la Zik RAP.
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le mardi 01 septembre 2009 15:19

Modifié le mardi 22 septembre 2009 14:36

LYRIX : ALEO HIROSO

Intro: Fiaraha-mientana, fiaraha misalahy no tadiavina, mba hahafahana miroso, anatin'ilay mozika, ilaina ny fiomanana, fifandraisan-tanana, eo ihany koa ny fifanajjana, izay tena zava-dehibe, tadidio fa, Haintso Haintso io, manana tanjona, firaisan-kina, hery mitambatra iray!!

Ref: Mbola ho betsaka ny dingana tsy maintsy hatrehina
mbola ho lavitra ny lalana tsy maintsy aleha
k'aleo, dieny izao dia homanina tsara
mba hilamina tsara
Hizotra miadana amin'ny tokony ho izy
aza maimaika izany manao zavatra
ny tsara aloha diniho alamino alalino
hipetraka ary hirafitra mba tsy hisy adino
ho hita soritra io fa tsara drafitra
ho voamarika fa tsara fototra
zay ilay tanjona hokendrena
mozika lafatra hifono fahendrena
nandalo sedra maro tao anatiny
tsy nilofika izy fa kobony ny patiny
ay ilay izy tsisy ankitsoaka
tsy maintsy hijanona hataty soaka oa
baina a aza mialangalana
fa mbola ho dezaka ny lalana
tsy iza akory no antenaina fa isika
hiaraka hanandratra avo ity mozika
Ref
Aleo hiroso, hanapa-kevitra amin'izay fa
hamita ilay adidy niandry hatramin'izay ka
handray fepetra, tsy hiala amin'ny mahazatra
izay napetraka ho filamatra tsy maintsy ho tratra
mba hisy vokany amin'izay, ny fihafiana
ary tsy hisy intsony koa, ny fanahiana fa,
hanohy ny dia, am-pilaminana
hizotra mankany amin'ny fahombiazana
amin'izay ho hita foana HH io!!
ary haharitra, HH io!!
zay ny tarigetra, ambara ankehitriny,
f'efa izay ny tarigetra ambara ankehitriny fa
hiposaka, ilay masoandro mpanazava antsika
hitosaka, ny hafanana handresy ny hatsiaka
firifiry sakana nanimba, tsy kivy anefa , fa vonona hatrany
Ref
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le samedi 05 septembre 2009 13:35

Modifié le samedi 05 septembre 2009 13:46

ROOTS K

ROOTS K
J PRENDS MON INSPI, J ME CONCENTRE A FOND
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le mercredi 02 septembre 2009 14:19

Modifié le vendredi 04 septembre 2009 15:39